letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de niova ianao - tselatra

Loading...

niova ianao tsy toy ny taloha

niova lasa nila ady foana amiko

satrinao isan’andro izao

manao tarehy ratsy hatahorako anao

raha tapaka aho tsy fantatrao

fananana ihany no nampitsiky ny endrikao

marary ny fo miasa mafy ny loha

mikatsaka izay hahasoa anao tokoa

isan-kalina izao aho é !

manonofy anao

mivadika h-r-ra mitazona tsy mamela

ho any amin’ny “enfer”

niova ianao tsy toy ny fahiny

lasa be fikafika ankehitriny

sahinao isan’andro izao

manao tarehy vinitra andosirako anao

fananam-be anaty vata é !

manitikitika ny ati-dohanao re !

niova ianao à ! tsy toy ny taloha

niova be politika ve tokoa

isan-kalina izao aho é !

manonofy mahita anao

mivadika h-r-ra misintona tsy mamela

hitsingidina handeha hianjera

niova ianao tsy toy ny taloha

niova lasa nila gidra foana amiko

satrinao isan’andro izao

manao tarehy ratsy andosirako anao

raha tapaka aho tsy fantatrao

dollar ihany no mampitsiky ny endrikao

marary ny fo miasa mafy ny loha

mikatsaka ny hisondrotra miaraka aminao

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...