letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de alondrano - tselatra

Loading...

maro ireo alon-drano

akon’ny loza sy angano e

mila handrendrika antsika a

mibohibohika tsy mety ritra

ao ireo mpisompatra

indrindra koa ny mpialona

mitady ny hamotraka

mijery antsika miarakaraka

an-dohako foana e

ny hoe eo anilanao

katsahiko mafy ery

ny hahafalifaly foana andry

mitraka fa aza miondrika

fa tsy irery akory ialahy

avia an-tratrako

rotsirotsiako fitiavana

izaho akory tsy mba hiala

ka matokisa ry malala e

tantely nahita mamy

ka makamaka fy hatrany

satriko foana e

ny ho eo akaikinao aa

mamiko ery

ny mihirahira mihaja ho andry

tena tia ree

maka-fy oaa

manaja foana ny aty

maro ireo alon-drano

akon’ny loza sy angano

mila handrendrika antsika

miboiboika tsy mety ritra (2x)

an-dohako foana e

ny mba ho eo anilanao

satriko ery

ny hihira avo feo ho andry

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...