letra de tsy niriany - tovo j'hay
[couplet 1]
izy anga nanan tsafidy
fa zay kely hananany ihany
no tiany hiainana ety
handreseny ny ankason ny tany
nitomany aho e!
manodidina azy tsisy anjely
tsy misy mpiaro e!
fa mandevina fahoriana irery
[pont]
tsy niriny ny hitsipi pako
tsy niriny ny hangataka ety
faraidin izay fiainana
no mba lova nomena azy tety
nofinofiny anie aza kely e
tsy mba asa na fianakaviana
fa sakafo ary akanjo sy tafotrano
handosirany izay mety hamono azy
[refrain]
resy lahatra aho fa mbola be fihantrana
ny olona manondidina azy androany ahalala tanana sy ho be fitiavana
resy lahatra ao na hoe na ratsy aza ny tany
dia mbola misy fanantenana hoe hanampy azy ianao ka omeo tanana
[couplet 2]
izy anga oa no nisafidy
fa vao teraka d efa toy izao
fianana mafy sy mangidy
efa sosona ao ambany hoditra ao
nitomany aho e!
manodidina azy tsisy anjely
tsy misy mpiaro e!
fa mandevina fahoriana irery
[pont]
tsy niriny ny hitsipi pako
tsy niriny ny hangataka ety
faraidin izay fiainana
no mba lova nomena azy tety
nofinofiny anie aza kely e
tsy mba asa na fianakaviana
fa sakafo ary akanjo sy tafotrano
handosirany izay mety hamono azy
[refrain]
resy lahatra aho fa mbola be fihantrana
ny olona manondidina azy androany ahalala tanana sy ho be fitiavana
resy lahatra ao na hoe na ratsy aza ny tany
dia mbola misy fanantenana hoe hanampy azy ianao ka omeo tanana
[outro]
hoe hanampy azy ianao ka omeo tanana
hoe hanampy azy ianao ka omeo tanana
letras aleatórias
- backseat drivers group › letra de riot - backseat drivers (group)
- engelbert humperdinck › letra de what am i living for - engelbert humperdinck
- meraki x gokotta › letra de fruit of knowledge - meraki x gökotta
- reenski › letra de better not okay - reenski
- hornets daughter › letra de rory (story of disguise) - hornet's daughter
- matthijn buwalda › letra de altijd nog wel ergens halleluja - matthijn buwalda
- zeno › letra de andare via - zeno
- fuckwrench › letra de titan - fuckwrench
- lil tecca › letra de racks around - lil tecca
- bryann t › letra de living water - bryann t