letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de anilanao foana - tht

Loading...

aminao any é
ref :
anilanao foana aho baby, ho namanao foana aho ary
anampy anao foana aho satria, isikaroa no mpifankatia

[jiizz]

ny endrikao mahafatifaty ahy mahalàsa adala
ilay fitsikinao mambabo ahy toa mahatamàna
anilanao no tiko hoa fa manafàna, aina no fetra hozy ny ao am fihiràna
za mitapy amin’dry tena kôzy nge, ilay fitafy s-xy tena tiako be
zà tsy hiala @nao io my baby, sady ndry sipa manja fa tsy mapmé
ie, tiako ianao io, tsy hisy andrava zany f’efa tsika sy ianao io, an!
adinoy ny tany aloha, d aleo loa ny hoavy indray no banjinin-tsika roa
za tsy kivy fa na mora io na sarotra, fa na tsisy laoka eo na koa hoe kasoka
fa na andro miratra io na koa hoe maloka, eo anilanao ihany no tiako fa mahafinaritra

anilanao foana aho baby, ho namanao foana aho ary
anampy anao foana aho satria, isikaroa no mpifankatia

[farao]
oh baby, avelao za mba ho eo ankilanao, anao tia zah bokeo za mila anao
fitiavana marigny avy aminao, anaty foko any ny anaranao
ho antsoantsoiko rehefa sendra irery, fa ny avy ato ampoko fitiavana feno
ikalokaloiko ireo vazo miteny, ho ataoko porofom-pitiavana ireny
fitiavana marigny tsisy fangarony, omeko anao!izao dia izao
fitiavana marigny tsisy fangarony, omeko anao!izao dia izao..zao
satria ianao my one love, satria ianao my one love…
blessing blessing in the real love yeah

anilanao foana aho baby, ho namanao foana aho ary
anampy anao foana aho satria, isikaroa no mpifankatia

[sphynx]
vao mifoha maraina a d mandefa texto, hoe babo-ndry ny foko en 1000 morceaux
tiako ndry rehefa mamaly hoe: “tu es beau”, fidobodoboky ny foko manao turbo
ilay fitiavana matotra, toa mamy, iarahana mizaka na tsiky na tomany
satria akaikinao ny paradisa poupée
andeha itsena anao ny anangonako ny goûté
dia ilay hoe za sy ianao , toa lasa “tsika”
tsy misalaka tanana tsony a ra mangatsiaka
fa ny afanànao d ampy itafiako, ra sendra tapaka tsika tsy koa fa ihafiako
dia ndray andro any ianao ampitondraiko ny anarako
d ao an-kibonao ao mbola ho apiko ny zanako
ah ah ah, tsy mamo a fa m”délire”, satria ny antsika “pour le meilleur et pour le pire”

anilanao foana aho baby, ho namanao foana aho ary
anampy anao foana aho satria, isikaroa no mpifankatia

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...