letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de r9 - spvce chen

Loading...

[verse]
yeah
vao mandray baolina, “joga bonito” ozizy ny kil
isaky ny 16 izahay toa mi-découpe
izy hono nitondra, izahay mahafehy drill
fa ohatran’ny b-tch io ataonay mandoalika
ataonay misosa io rehefa ambony parquet
any ambadika, concu mangarika
efa ainao fa lasan’ny fuego ny market

brésil, numéro 9
androany aho ataovy oe “el fenomeno”
ataonay mitsoraka io, feinte de peuf
izaho maka ny toeran’ny numero uno
miandry oe ho resy aho fa toa mbola tsisy foana
toa tsy makaiza na firy taona
isaky ny miditra triplet
balle de match oentinay mody foana

[chorus]
hafa mintsy efa ainao
hafa mintsy ny gang
r9 mipetraka tsara
eo amin’ny lamosina ho itany fake
hafa mintsy efa ainao
hafa mintsy ny gang
r9 mipetraka tsara
eo amin’ny lamosina ho itany fake

[verse]
maillot floqué nazario
vazonay gasy fa ambiance rio
kobonay io fa tia
en deux deux vazoko ataonio bio
vazonao éclaté fa pio any
mlay io hono fa tairo ampio any
en face ireo manaratsy
fa stream anay io nefa ampiny iany

vao mivoaka izahay dia feno ny tanana, tamin’izany nefa niady rery tsisy ni-cala
anaty jeu tsy maintsy misy ny sanana, fa raha feat. kobonao fa misimisy ny karama
vao mi-dribble aho tsy vitsy ny c-n-l, r9 anaty jeu antsoy oe king-ny shaman
ty ilay perfo tsy zakan’ny andaniny, dia hanjavona aho, veloma ianao omeko ny salam
[chorus]
hafa mintsy efa ainao
hafa mintsy oa io gang io
hafa mintsy nenay vo mipetraka
tode mandona be ohatran’ny[?]
hafa mintsy efa ainao
hafa mintsy oa io gang io
hafa mintsy nenay vo mipetraka
tode mandona be ohatran’ny[?]
gang

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...