letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de gang - spvce chen

Loading...

[couplet 1 – spvce chen]
hey
sharingan efa velona, efa “mode fight”
tsy mila karma, fa izaho tonga hamaly faty
anaty stud’ izahay mamono, ialahy miandry faty
tonga hanimba aho, fa izaho tsy tonga hamalifafaly

ratra efa lalim-pery
flow sy technique anay efa lalim-paka
izahay izao no mafy indrindra tsisy mystery
mety oe mafy ialahy fa mafy anaty “back”
package efa vonona ao anaty phone
milatsaka eo io dia manjifa ny adve’
vao oe “nanté98” io d’efa mi-fold
oe: “tsy sahanay lisany fa mafy be!”
fuego std izahay rates-pi
anaty sambo, level efa faratampony
mameno téléphone ohatran’ny appli’
izahay rehetra tafiaraka, dia ho hita eo raha tantiny
[refrain]
tsy miala amin’ny gang
tsisy ohatranay nefa tsy anaty game
wow
rap anaty gènes, tsisy ohatranay raha mbola anaty game
tsy miala amin’ny dope
ny anay drill, ny anazy drogues
aza manenjika, fa ny anay trop be
izany ny vokatra tsy misy intro
tsy mila impro
tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro
tsy mila impro
tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro

[couplet 2 – nanté98]
nanté98 ity ry biatch
tsy any anaty ring, fa milatsaka ny prod izaho mi-kick
any anaty drill milaza anazy ho king
vao mifanojo ny masoko miforitra ry kindy
betsaka ny 16, d’efa betsaka ny kivy
dorako ny ppe-ra d’efa betsaka ny kila
raha mijanona aho ry zandry, mety betsaka ny kirana

dokafako ry tazy
avy eo manao fikana ‘tasses
ity ary ny felaka
raha te handetika anay ialahy tsy ferana
ataovy anaty saina fa raha izahay aloha ny adve’
ialahy milevona sy avela[?]
tsy aty aminay ialahy no mi-test
sao ho betsaka ny fery
te hanaraka ny diako fa betsaka no very
vao maheno anah milatsaka
mipetraka ry vendrana

[refrain]
tsy miala amin’ny gang
tsisy ohatranay nefa tsy anaty game
wow
rap anaty gènes, tsisy ohatranay raha mbola anaty game
tsy miala amin’ny dope
ny anay drill, ny anazy drogues
aza manenjika, fa ny anay trop be
izany ny vokatra tsy misy intro
tsy mila impro
tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro
tsy mila impro
tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro

[couplet 3 – kresnik]
hey
rap-nay mandratra sofina
rano voataty anaty calice dia miodina
mifandom-bera dia miainga ny ozona
miara-misotro tandremo ialahy kofona
ny aty tsisy vakisiny
euphon no solna [?]
brownzey no ao an-dakozia
ny anay ny direction efa galaxie

f’angaha ratsy be?
toa miketrona ialahy, f’angaha mangidy?
koboko ialahy dify
98, spvce efa furtifs

izahay ilay mpanjakan’i atlantis
tompon’ny caverne d’alibaba
anay ilay trésors sy ilay rubis
dia ny an’ialahy ilay fakam-panahy
sheesh

[refrain]
tsy miala amin’ny gang
tsisy ohatranay nefa tsy anaty game
wow
rap anaty gènes, tsisy ohatranay raha mbola anaty game
tsy miala amin’ny dope
ny anay drill, ny anazy drogues
aza manenjika, fa ny anay trop be
izany ny vokatra tsy misy intro
tsy mila impro
tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro
tsy mila impro
tsy koboko ialahy, izaho aza antsoina bro

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...