letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de milanaw - spvce chen, kresnik

Loading...

[chorus – spvce chen]

izaho sy ianao io dia tamana, babe
mila “peuf” aho mila money
tairo afeno any ilay tanae
tsy tafavoaka aho fa milanaw, yeah

faly izaho, manana anao
tsy efa firy ny teo
f’ianao ihany
[verse 1 – kresnik]

ho deba izany, tsika sy ianao
maka ny money sy ny moon
oh baby zah, anilanao
mahita ny hoavintsika any ambony

eto am-pandriana
fa fahafiry izao ny lanitra manaraka
aza variana
tsy hamelantsika ny mailles raha tsy miraraka
zah, tafiditra rehefa enao indray no mi-roule
fa, kopy aho fa raha feeling izy dia tsisy ahasolo
mifampitsikitsiky, miara anizid vetivety
fetsifetsy
miara-mandeha ny mind d’efa mety

[chorus – spvce chen]

izaho sy ianao io dia tamana, babe
mila “peuf” aho mila money
tairo afeno any ilay tanae
tsy tafavoaka aho fa milanaw, yeah

faly izaho, manana anao
tsy efa firy ny teo
f’ianao ihany
[verse 2 – spvce chen]

izay misy anao so fine!
mila anao za everyday shawty
tsisy anao za mila tsy ahavita
mangatsika irery eto am-pandrina

fa zao
tsika roa irery ihany
izaho sy ianao tonight
aza tantaraina!

izaho sy ianao, efa tsy mi-cala
mila camas, mila villa
tairo afeno any, babymama
te ho anizid, ianao bédave

baby manantona fa izaho aza avela irеry eto
tsika roa collé-serré
feno sipa еo f’ianao irery ihany no jereko

[chorus – spvce chen]

izaho sy ianao io dia tamana, babe
mila “peuf” aho mila money
tairo afeno any ilay tanae
tsy tafavoaka aho fa milanaw, yeah
faly izaho, manana anao
tsy efa firy ny teo
f’ianao ihany

[chorus – spvce chen & kresnik]

izaho sy ianao io dia tamana, babe
mila “peuf” aho mila money
tairo afeno any ilay tanae
tsy tafavoaka aho fa milanaw, yeah

faly izaho, manana anao
tsy efa firy ny teo
f’ianao ihany

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...