letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de za marary - samoela

Loading...

oya e, oya e

za marary e

oya e, oya e

tara aminao za màmany e (x2)

mararirary aho rehefa tena tia

miantso lava aho mandany crédit

malahelo anao aho

te ahita anao aho

te hiar’anao zao zao aminao aho

rehefa tonga anefa ny andro malàza

tsy ahita kôzy aho, tsy ahita ambara

dia hipitrapitra eo aho, hy tsiriritra eo aho

hilela molotra tsy hakasika an’ ndry

fiv: oya e(oya e), oya e (oya e)

za marary e

oya e (oya e), oya e (oya e)

tara aminao za màmany e (x2)

nahanofy ao oe ianao no manolaona

ny ampitsoko iny rehetra enao eo foana

hiteraka aminao aho

hanambady anao aho

hanagana ny ho aviko eo anilanao aho

indrisy anefa nofinofy iany zany

fa vao omaly ary aho tsy nahita havaly

môna sady kinà aho

maina sady sina aho

lasa mborona aho mijery anao

fiv: oya e (oya e), oya e (oya e)

za marary e

oya e (oya e), oya e (oya e)

tara aminao za màmany e (x2)

fa vazo vazo sy hira hira any zany

fa ra tsy ndondrona aho ka tratra any zany

kôtiko foana iny

na ho any na tsy ho any

tena tara aloha ekeko mety tara

nefa zany ndray de tsy aha lasa adala

matoa tsy zaka iny zay

de efa tsy anjara

mino anay nareo tsara tsara

tsy mino anay nareo tsisy kafàra

omenay “bonne chance” fa zay tsy “déranger”

mamàny e

fiv: oya e (oya e), oya e (oya e)

za marary e

oya e (oya e), oya e (oya e)

tara aminao za màmany e (x2)

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...