letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de tiavina - samoela

Loading...

tezitra be tamin’i maman-dry aho
fa izy angamba efa lasa adala
le sariko teo andoha fandrian-dry
nosoloiny soratra hoe
arovy aho tompo
ireo boky feno taratasy siambaratelontsika ireny
efa nafoiny sy nosoloiny baiboly be dia be

sao mantsy ianao variana any an-danitra any
hanadino ahy eto an-tany
fa misafidiana aminay roalahy
“jehovah ” sa ” izaho”
f’ireo mivavaka any ambony any ireo re!
sahirana raha miaina
f’izaho kosa eto an-tany
tsy ampijaly anao izany aho
hamalifaly anao hatrany

ilay tambohom-piangonana fanaovan-tsika rendez-vous taloha
efa nasian’ny pasitera soratra hoe
tsy azo ijorojoroana eto ô!
inderto re ry havako fa nosarihiko singa-biriky anakiroa
hanaovantsika izany souvenir n’ny lasa tsy mba hangina

tiavina an! tiavina oh!
tiavina! zay tianao no toavina

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...