letra de very jery - rim-ka
Loading...
tsy ankilanao baby zaho mivaha
tsy avoniko fa zaho mankatia
anao malaza tsy mora azo
te hanaraka anao zah nefa tsy mahasahy ah
[chorus : x2]
aminao io zaho manangy, aaah aye
ankoatra anao fa tsisy
ankoatra anao tsy mila koa zaho
anao viavy
mahavery jery (very jery eh)
mahavery jery (very jery eh)
mombamomba anao
fitiavako anao io manakahôla zaho
iaretako foana na dia anao mamay
mamay, mamay
anao raika foana ampelatanako
(shakeee !)
mifampitantana era-ndalambe
amin’ilay tia tsika roa fa tsy voatery le tianjareh
anao mahay, zaho mahalala
fa na impiry (zaho tsy hiala)
[chorus x2]
letras aleatórias
- hanza pl › letra de nieskładalny - hanza (pl)
- shriekback › letra de lines from the library - shriekback
- ethnor › letra de godless war - ethnor
- thomas d › letra de get on board - thomas d
- matt maddox › letra de you are the resistance - matt maddox
- 6ix4ever › letra de heart switched up - 6ix4ever
- raportagen › letra de bye oli - raportagen
- s10 › letra de filosofie - s10
- hadrian › letra de todo o nada - hadrian
- kei b › letra de my hoe - kei b