letra de very jery - rim-ka
Loading...
tsy ankilanao baby zaho mivaha
tsy avoniko fa zaho mankatia
anao malaza tsy mora azo
te hanaraka anao zah nefa tsy mahasahy ah
[chorus : x2]
aminao io zaho manangy, aaah aye
ankoatra anao fa tsisy
ankoatra anao tsy mila koa zaho
anao viavy
mahavery jery (very jery eh)
mahavery jery (very jery eh)
mombamomba anao
fitiavako anao io manakahôla zaho
iaretako foana na dia anao mamay
mamay, mamay
anao raika foana ampelatanako
(shakeee !)
mifampitantana era-ndalambe
amin’ilay tia tsika roa fa tsy voatery le tianjareh
anao mahay, zaho mahalala
fa na impiry (zaho tsy hiala)
[chorus x2]
letras aleatórias
- letra de game over - game voice
- letra de sixteen - david mackenzie
- letra de it's so hard - blackfield
- letra de one more yesterday (acoustic) - the relapse symphony
- letra de get up craig - memo600
- letra de elliot - birdeatsbaby
- letra de the ghost that got away (acoustic) - the relapse symphony
- letra de boas vindas - gisele e maninho
- letra de i love you (snippet) - dardan
- letra de squeeze - indiana massara