letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de sombin'ny aiko - rija rasolondraibe

Loading...

sombin’ny aiko

raha tsy maintsy mandeha ianao

lavin’ny saiko, ny hanadino anao

mamiko loatra ny hasambarana feno

sy tafahoatra ‘reo teniteny mamy ho ahy

sombin’ny aiko

tsy mba misy azoko atao

na ny hitana anao,na ny hanaraka anao

iny hafatro iny aza atao saraka anao

ary ity hira kalon’alahelo anao

ny anaranao anorina fonenana ao ambavako ao

ny endrikao ihany no fo mitempo amiko

ny anaranao no tanako fa saro-bidy tamiko

omeko ireo fara – tokony hitarainako

ny sarinao ihany no ilazako ny vetsoko

izy no ahatanty ny ranomasoko

sombin’ny aiko

ny anaranao no andriko andravaka ny hirako

tononiko maraina ny hariva sy ny alina

ny anaranao no arendriko ho volamena aharitra

andravaka ny tanako hitovozako aminao

ho ravaky ny fiainako sy ho lovako

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...