letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de manana - rija rasolondraibe

Loading...

manana anjara fiononana

ny mino ao anaty ny fiangonana

reo zay teo sy eo am-pisoronana

tsy ho avelany eto fa ankohonana

nanjavona hono ny sasany , poa toy izay dia efa lasany

indray mipi maso dia any, veloma ry tany

hihaona @ tompo eny anabakabaky ny lanitra

isika dia te / hiomankomana any an-danitra

dia hamirapiratra ny tavany e ! dia hamirapiratra ny tavany e !

hombantsika mianakavy anie ny tompo, hampamirapiratra ny tavany e!

handre ny fahatongavany e! ho avy haka ny havany e !

hombantsika mianakavy anie ny tompo, hampamirapiratra ny tavany e!

tsy anavahana fiangonana ,fa valisoa iray iombonana

ho an’ny mino rehetra ny fanangonana,tsy ho avelany eto fa ankohonana

nanjavona……

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...