letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de ho avy ny mpanjaka - rija rasolondraibe

Loading...

amboary ny lalan’i jehovah
amboary (2) ny lalan’i jehovah
amboary ny lalany
ataovy mahitsy ny lalan-kalehany (2)

tsy hisy velona tsy aseho
na takona tsy ho fantatra é

allo zoky é, allo zandry é
ho avy ny mpanjaka, ho avy é
allo dada, allo mama
ho avy ny mpanjaka é

amboary ny lalan’i jehovah
amboary (2) ny lalan’i jehovah
amboary ny lalany
ataovy mahitsy ny lalan-kalehany (2)

izay manao azy mijoro tsara é
aoka hitandrina tsy ho lavo é

allo zoky é, allo zandry é
ho avy ny mpanjaka, ho avy é
allo dada, allo mama
ho avy ny mpanjaka é

aona sy aona ny fahamarina é
aona ny fahamasina é
f’izy mankahala ny ratsy rehetra é

aona sy aona ny fahamarina é
aona ny fahamasina é
f’izy mankahala ny ratsy rehetra é

malahelo izarao fifaliana
aona é, aona é
avotsory amizay zay nampahoriana oa
aona é, aona é
ny fatopatotra tapatapaka é
aona é, aona é
mandehana tahaka ny olon’afaka

ny marenina mandré mahavarina
an’i tompo amizay oa ny taon-jina
hivavaho ny jamba mba hahita
am’ty taona ity samy ho tafita é

e ho avy izy é
ho avy ny mpanjaka é ia
ho avy izy é, ho avy izy é
ho avy ny mpanjaka
ho avy é

allo zoky é, allo zandry é
ho avy ny mpanjaka é, ho avy é
allo dada, allo mama
ho avy ny mpanjaka é

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...