letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de anontanio - raboussa

Loading...

[intro]
aaah (aaah)
aaah (aaah)
aaah (aaah)
aaah (aaah)
aaah (aaah)
aaah (aaah)

[couplet 1]
mba lazao azy e
ianao mahita anazy iny
dia tena tsisy intsony ve ‘lay fitiavanao
sa efa lany daty mila pejy vaovao
anontanio anazy e
ianao mba namana ihany e
sa fitia mahantra ve dia mora nosoloina
sa ny vola no mibaiko fa ny fo tsy mba nohenoina
fa zao mantsy tantara kely ‘ty
mifankatia zay roa
izy hono tia anah dia zaho tia anazy kou
tampotampoka eo nefa lasa izy nandeha
nantsoiko hoe miverena
izy mody tsy nandre
satria ny hoavinay hono tsy dia mankaiza lotra
dia aleony tany an-kafa no namerina namboatra
marary ihany ny fo fa aleo atrehana ny anio
raha hitanao izy, anontanio

[refrain]
hoe efa niova ve izy any ? anontanio
dia lazao izy hoe ny fitiavana tsy atao ohatran’io
efa niova ve izy any ? anontanio
fa fitiavana tsy atao ohatran’io
mba efa niova ve izy any ? anontanio
dia lazao izy fitiavana tsy atao ohatran’io
efa niova ve izy any ? anontanio
anontanio, anontanio

aaah (aaah)
aaah (aaah)
aaah (aaah)
aaah (aaah)
aaah (aaah)
aaah (aaah)

[couplet 2]
dia mba teneno anazy e
izy lasa nandao ahy iny
fa izahay roa ihany ange no tompony safidy
tsisy olona afaka hibaiko, hanery sy handidy
dia mba kozio anazy e
hoe aza atao an’io e
fiainantsika roa tsy idiran’ny fianakaviana
fitiavana tsy misy resaka finoana sy fihaviana
fa zao mantsy
zahay le nihaona farany tamin’ny herin’ny androany
nilaza izy hoe hisaraka sady nitomany
satria hono tsy manaiky ny fianakam’s zareo
dia ‘lay fitiavanay zany tapahana eo no eo
satria ve tsy tian’i dada, nenitoa dia dadatoa
fa angaha moa ny fitia tsy hoe safidin’ olon-droa
marary ihany ny fo
azafady mba kozio
raha hitanao izy, anontanio

[refrain]
hoe efa niova ve izy any ? anontanio
dia lazao izy hoe ny fitiavana tsy atao ohatran’io
efa niova ve izy any ? anontanio
fa fitiavana tsy atao ohatran’io
mba efa niova ve izy any ? anontanio
dia lazao izy fitiavana tsy atao ohatran’io
efa niova ve izy any ? anontanio
anontanio, anontanio

[outro]
fitiavana tsy atao ohatran’io o
raha hitanao izy, anontanio e
an an an
fitiavana tsy atao ohatran’io o

hahaha

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...