letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de vonjeo - mr razafy

Loading...

vahoaka maro be no indray nijaly

tsy mba makalo fanahy ka indro tomany

ireo zaza bodo kamboty ray tsy fidiny

fa basy, tafondro, mamoaka ny didiny

dia rà mandrika, mamoto ity tany

setroka manepotra, milaza fa izany

no vokatry ny adin’ny fitiavan-tany

mamela kamboty sy manani-tena

ref: vonjeo²

ô vonjeo

henoy²

ô henoy

raiso izao fitarainako izao

vonjeo²

ô vonjeo

henoy²

ô henoy

raiso

raiso izao fitarainana izao

ny any fanafody fanefitr’izany

fandriam-palemana no aoka hajoro hatrany

meteza hiara miasa ny malagasy

hitsahatsa teo ireo tafondro sy basy

(refrain)

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...