letra de my girl - marion (mg)
[couplet 1}
ilay fihetsikao nambabo ahy ireny asa moa raha fantatrao
fa zary nofy ratsy tsy hampatory ahy
zato endrikao lay miavaka misarika ahy
toa hanaraka ny masoko efa jamba toa tsy ahita
andraso kely aloha fa aza maika ny ho any
aleo mba ho ahy ndray ny anio fa ny any ho any miandry aloha
ianao ilay mianjona sy hoe maimaika hatrany
aleo ho lazaiko adroany f’izao koa efa ho vaky lo
[refrain]
fitiavana mamiratra no miandry anao eny fa asa anao ry aiko
ny vatanao mamindra tena lafatra iny toa tsy haritry ny saiko
anananao io my girl
[couplet 2]
nitsiky ianao dia nandao ahy rehefa avy tsy
nihambahamba
hizara ho ahy ndray teo ilay number of your phone
mbola hihaona ihany isika indray andro any
f’aleo avelako any ianao f’ianao ko ty tao maimaika foana
eny omen dalana enao f’efa ampy izay
aleo mba ho ahy ndray ny anio fa ny any ho any miandry aloha
i-n-lo ‘lay mianjona sy mamaika hatrany
aleo mba ho lazaiko androany f’izao koa efa ho vaky lo baby
[refrain]
fitiavana mamiratra no miandry anao eny fa asa anao ry aiko
ny vatanao mamindra tena lafatra iny toa tsy haritry ny saiko
anananao io my girl
[couplet 3 – raboussa]
mahitanao zaho eny an dalana dia toa jamba
te handray tanana hiresaka kobonao angamba
manaitra lo? manaitra fo, te hiantso anao hoe
aza maika fa andraso aloha
ilay fitiavako miavosa asio ‘lay tsiky kely fa efa love be raboussa
han, dia iny fa niverina nilaza fa haterina oh my girl
oh my girl
[refrain]
fitiavana mamiratra no miandry anao eny fa asa anao ry aiko
ny vatanao mamindra tena lafatra iny toa tsy haritry ny saiko
anananao io my girl
letras aleatórias
- revolting breed › letra de fighting null - revolting breed
- ruin your day › letra de upside down - ruin your day
- roach gigz › letra de it's lit - roach gigz
- sandra karo › letra de we cry out (feat. innocent) - sandra karo
- the turtles › letra de the owl - the turtles
- the walkabouts › letra de good luck morning - the walkabouts
- legitimate › letra de impressions - legitimate
- damien saez › letra de mohamed - damien saez
- manhattan transfer f laura nyro › letra de la-la means i love you - manhattan transfer f/ laura nyro
- lil pump smokepurpp › letra de fleeked on - lil pump & smokepurpp