letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de aomby - mahaleo

Loading...

izy e! kilalao ankinafina an-tampon-tanety
hiaraka aminay izahay nitsaotsaoka
bibilava any anaty fataka tsy azonareo fa izahay mahay manafody manampina mason’ ny zana-bahoaka
entinay ny zanak’ombinareo a! (3)
aman-jato sy arivo entinay any amin’ny vazaha be manam-bola

rehefa mahazo vola izahay dia handeha hangata-bady any avara-tanana fa ny ampela any dia tia manam-bola
rehefa mahazo vola izahay dia handeha hividy tapany maintso
any amin’ny fivarotana disque congo masombika e!

nisy miaramila nilanja basy
basy navoakan’ny fanjakana
nanenjika anay teny antampon-tanety a!
notifiriny ireo namanay a! (3)
ka maty tamin’izany rabekobay a! (2)

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...