letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de fitadiavana - mage 4

Loading...

sendran’izay vitan-dratsy

ka nangidy ny fiainana

tsy nisy nanampy

fa nitazana ny be sandry

sady vao maika nanidy ny vavahadiny

aza mba miandry ny ampitso fa ny anio dia mitady

ny tany ambany izay lasa ambony

tsy mba niandry teo ampandriana

fa nanohy ireo lalana nofidiany

na lalana misy hazavana, na feno aizina

aza mba naman’ny aizina, sao voahozona

fa ny fitadiavana mbola hitohy

k’aleo ny tsy fahombiazana tsy hahakivy

tsy fiandry intsony ny hatsebohan’ny hafa

izay fomba hahatody anao ataovy avokoa

be dia be ireo fahavalo, k’aleo mailo izay vao mandalo

mafimafy ireo ezaka izay mbola atao

zaran’ireo tsy tia anao, ianao, ho rendrika

fidio ihany izay ho famindra izay vao mandeha

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...