letra de metimety - lolo sy ny tariny
Loading...
ary metimety ry mana-kavana (2-)
raha manam-bola mana-taratasy
ary manan’omby ary mana-kena
manan-tanimbary manam-pitafiana
tsa misy tahakin’ny mana-kavana e
nilefalefa raha fokon’olona fa tonga ny vazaha senegaly eee (4-)
raha metimety ry manam-piara (2-)
ary manam-piara tsy mba mety tara
ary manam-piara mahita vady
ary manam-bady matory tsara
tsa misy tahakin’ny manam-piara e
nilefalefa raha fokon’olona fa tonga ny vazaha senegaly eee (4-)
ary metimety ry manam-basy (2-)
ary manam-basy manan-kery
manan-kery mana-tany
mana-tany mana-panjakana
fa manan-tsoa ary mana-kavana e
letras aleatórias
- shinecity av › letra de valuable - shinecity av
- rio trap › letra de shawty - rio (trap)
- scott quinn › letra de holding on to letting go - scott quinn
- loredana berte › letra de ho smesso di tacere - loredana bertè
- y2 › letra de pressure - y2
- saint phnx › letra de peace - saint phnx
- kashell › letra de chłopak - kashell
- verba › letra de wiara gubi - verba
- emmms › letra de erste ballade (wunderkind) - emmms
- emily scott robinson › letra de every day in faith - emily scott robinson