letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de ifonako - laurent rakotomamonjy

Loading...

ray ô! ifonako aminao anio

ny hadalàna efa vitako ray ô

taminao dia taminao

taminao no nanotako ray ô ô

ifonako

ray ô! ifonako aminao anio

mandohalika anatrehanao aho raiko ô

ray ô! iza intsony moa

no hamela ny helok’ efa vitako

afa tsy ianao, k’ifonako

ref:mahery loatra anie ny adim-panahy

ny adin-tsaina koa mandreraka ahy

mitambatra avokoa

mavesatra ao an-doha

matetika no mampamoy fo

kanefa feno fandrika avokoa

ny làlana alehan’ny tena a a a a

soa fa mbola tao hianao

eny hataramin’izao

ka mbola ity aho andriamanitra, ray ô!

an-dranomaso no anehoko ny fifonako

ka mamelà ny hadisoako ianao

raha toa ety,tsy misy mila ahy intsony koa

dia aiza indray moa no alehako ray ô!

raha miala izay mety mandao

matoky aho raiko tia, fa mbola manana anao

hanampy ho ahy

ooooooooooo

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...