letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de fitsaharana - laurent rakotomamonjy

Loading...

eh sambatra aho jesosy o !

eh sambatra tokoa tokoa

satria miaraka aminao mpamonjy lehibe x2

fiadanam-be tokoa , fiadanana tanteraka a !

omenao izay miankina aminao

ref: fa niasa fatratra aho jesoa

ary nivesatr’entana x2

nefa nomenao fitsaharana tokoa

fahiny izao tontolo izao

no tiako sy mamiko

nefa tsy mba nahitako izay nahafa –po

fa rendrarendra sy filana izay mamitaka ny fo

eo anilanao no mamiko ouu !

ref: fa niasa fatratra aho jesoa (nomenao fitsaharana )

ary nivesatr’entana (nomenao fitsaharana ) x3

nefa nomenao fitsaharana tokoa (nomenao fitsaharana)

beso: nomenao fitsaharana (x3)

rodobe:nomenao fitsaharana aaaaaaaaaaaaaaa!(x2)

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...