letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de neny - kiady

Loading...

nitondra sivy volana

niankindridrina irery

nanamaivana ireo olana

nahaizana niteny

nampianatra ny abd

loharanon’ny fitia

ny fiainana mihintsy no tsy hita

raha tsy taminy

ireo anatranatra

faniriana ho tonga lafatra

matoa aho toy izao

dia teo foana ianao

manome fifaliana

nisotro ilay rano tsy tiana

raha sendra tomany

ianao teo hatrany

ref

neny o mankasitraka anao

lay fitiavanao ts mba misy fitaka

neny o , isaorana ianao

hankalazaina eto antany ny anaranao

hivavahako lay ray ao ambony ao

hitantana sy hitahy

ho ela velona ianao

nampianatra ny abd

loharanon’ny fitia

ny fiainana mihintsy no tsy hita

raha tsy taminy

fanomezana tsara indrindra

nohindramina ny hira

nasiana feo ireo fehezanteny

porofompitiavanao ry neny

nanome fifaliana

nisotro rano tsy tiana

raha sendra ny tomany

ianao teo hatrany

ref

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...