letra de nanda ny hafa - jalvic meyo
nanda ny hafa aho no iainao
tsy haiko hoe mba tsampanao ve izany
ianao nanda anah nohon’ny hafa
malahelo aho nefa tsy hitomany
tsy hitanao ilay masoko ny pitrapitra efa ela
rasambatra ianao any hirariko mba tsy hienjera
tia zah nefa tsy afaka ny hanery anao
maratra aho fa mbola ho sitrana foana na tsy ho zao
nahasarika ny saiko ny hoe hitia anao
tafalatsaka ny foko nefa tsy hitanao
ny sisika aho niezaka mba hotiavinao
zah nanantena nodinao tsy hita tsotra izao
ref : nanda ny hafa ah no ianao fa tsy haiko oo!
zay mahasambatra anao atao fa hionona ah
hangina ah na efa masaka antsaiko oo!
ny hoavy nareo no ataovy tsara horina any
ref : nanda ny hafa ah no ianao fa tsy haiko oo!
zay mahasambatra anao atao fa hionona ah
hangina ah na efa masaka antsaiko oo!
ny hoavy nareo no ataovy tsara horina any
ny safidy aho fa tsy mpandidy anjara
ny vokatry ny foko tsy nilainao
hitraka aho de hibanjina ny any afara
mbola hahita ny anjarako foana ah na tsy ho zao
nanantena ah fa anao mou ny safidy
zay tianao fa tsy afaka ny hanery aho
hivavaka ho anao aho tsy hosendra ny mangidy
hirariko enao mba tsy tondra fery any
nanda ny hafa aho no ianao fa tsy haiko
ny vokatry ny foko tsy nilainao
tsomaintsy hiafiko na efa mihatra amin’ny aiko oo!
mbola hahita ny anjarako foana aho na tsy ho zao
ref : nanda ny hafa ah no ianao fa tsy haiko oo!
zay mahasambatra anao atao fa hionona ah
hangina ah na efa masaka antsaiko oo!
ny hoavy nareo no ataovy tsara horina any
ref : nanda ny hafa ah no ianao fa tsy haiko oo!
zay mahasambatra anao atao fa hionona ah
hangina ah na efa masaka antsaiko oo!
ny hoavy nareo no ataovy tsara horina any
zay efa nomeko aleo iny ho tantara
hitraka aho fa izay angamba no efa anjara ho ahy
zah nanda ny hafa ianao tsy te halala
soa zatra nihafy aho ka tsy hanaoko hoe hampanahy
nanantena aho fa anao mou ny safidy
zay tianao fa tsy afaka ny hanery aho
hivavaka ho anao aho tsy hosendra ny mangidy
hirariko ianao mba tsy hitondra fеry any
nanda ny hafa aho no ianao fa tsy haiko
ny vokatry ny foko tsy nilainao
tsomaintsy hiafiko na efa mihatra amin’ny aiko oo!
mbola hahita ny anjarako foana aho na tsy ho zao
ref : nanda ny hafa ah no ianao fa tsy haiko oo!
zay mahasambatra anao atao fa hionona ah
hangina ah na efa masaka antsaiko oo!
ny hoavy narеo no ataovy tsara horina any
ref : nanda ny hafa ah no ianao fa tsy haiko oo!
zay mahasambatra anao atao fa hionona ah
hangina ah na efa masaka antsaiko oo!
ny hoavy nareo no ataovy tsara horina any
letras aleatórias
- roh yunha 노윤하 › letra de vroom - roh yunha (노윤하)
- lia shine › letra de özür dilerim - lia shine
- oohyo 우효 › letra de 소녀감성100퍼센트 (girl sense 100%) [radio edit version] - oohyo (우효)
- unified culture › letra de censorship - unified culture
- karma diletta begali › letra de come stai? - karma, diletta begali
- st4t1c › letra de i dont need u - st4t1c
- hood guy › letra de cornucopia - hood guy
- wiz khalifa › letra de #neverdrinkingagain - wiz khalifa
- lil cal › letra de chillin - lil cal
- sakoro › letra de unas rock en los pies - sa!koro