letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de aleoko ny ahy - hantatiana

Loading...

fantatro fa maro tokoa

reo hira tsara tsy afaka am-bavanao e! e! e!

maro izy ireo no mahasoa

ao ny manentana mba hilalao e! e! e!

nefa asa hoy aho, fa tiako ny ahy

ka tsy mba atakaloko ny an’ny hafa e! e! e!

ka na hira inona no hanana fahatsarana

dia aleoko ihany ny fiderana e!

ref: ka ho hiraiko foana e! e! e!

ny hira fiderana a! a! a!

satria ilay tsitoha mpanao ny tsara no deraiko

nahoana ny fiderana no tsy lalaiko

misy aza moa mandratra fo

hira izay mandoaka ny fery anaty e! e! e!

hiram-pitia, izay mahavoa

nefa dia be mpitia sady be mpitady e! e! e!

nefa asa hoy aho, fa tiako ny ahy

ka tsy mba atakaloko ny an’ny hafa e! e! e!

ka na hira inona no hanana fahatsarana

dia aleoko ihany ny fiderana e!

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...