letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de mbola ho avy - eric manana

Loading...

mbola ho avy ny andro ahatsiarovanao ahy

amin’ny ora tsy ampoizimpozina

mbola ho avy ny andro hampahory ny fanahy

hanembona ahy ianao ka hiod-nkodina

mbola ho avy ê ! irony nenina ê !

hitsako ny hadalàna, hangidy izay telina ê !

mbola ho avy ê, hangirifiry be

efa tsinjoko hatraty sahady fa ho ranomaso be

mbola ho avy ny andro hanakoako an-tsofinao

ireo dinantsika izay nosehinao

mbola ho avy ny andro hivatsy ny famerim-bolanao

hohitanao eo ihany izany ngidiny à !

mbola ho avy ê tsaroako tsara anie

fony aho nilaozanao anie ka nahatsiaro fanina ê

mbola ho avy ê, tsy ho ela akory anie

mbola higoka ianao ny ngidin’ny ranomaso nateliko ê

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...