letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de ahy - andriaina & the niconni

Loading...

tiako
hijanona ho ahy irery ihany
ny tsikinao

fikiriko
mafy tokoa
ianao mba tsy andao

pre chorus
nefa, tsy izaho no manapaka
ny safidinao
ianao ihany no mahalala
ireo tianao atao

chorus
mila ho latsaka ny ranomasoko
rehefa misintakan’ny tananao ny tanako
mahatsiravina ahy fa tsy mba zakako
ny miheritreritra anao
tsy ho eo anilako
ianao tiako ho ahy

marevaka
toy ny avana
ny androko rehefa ianao
ry fitiavako
pre chorus
chorus

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...