letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de averiko - ambondrona

Loading...

eny ho’aho ,ekeko fa diso aho
manaiky aho, f’efa nandainga
ekeko,f’efa nanafiina aho
fa tsy ratsy loha kosa aloha
ka hoe hanimba anao

fa nahoana kosa ho’aho ‘ty fisainanao
no manenjika ahy foana amin’izay tsy natao
eny ho’aho,ekeko fa diso aho
manaiky aho,f’efa nandainga
ekeko,f’efa nanafiina aho
fa tsy ratsy loha kosa aloha

fa nahoana kosa ho’aho ‘ty fisainanao
no manenjika ahy foana amin’izay tsy natao
averiko eto indray,averiko foana raha ilaina
fa tsy adala ny aty ,fa mba olona misaina
tsy ny tany anie no fady ,fa ny manodidina no mampiady
averiko hatrany,fa ny teninay tsy mety lany

mitaraina aho,nampahoriany aho
tohina aho,ankona,tapa-kevitra ny hilalao
tena sitrakao,ninianao natao
nampiseho mokondoha sy hankarary ny fo
ka asa aloha ie,na izaho na ianao avy eo no voa

fa nahoana kosa ho’aho ‘ty fisainanao
no manenjika ahy foana amin’izay tsy natao averiko eto indray,averiko foana raha ilaina
fa tsy adala ny aty ,fa mba olona misaina
tsy ny tany anie no fady ,fa ny manodidina no mampiady
averiko hatrany,fa ny teninay tsy mety lany

averiko eto indray,averiko foana raha ilaina
fa tsy adala ny aty ,fa mba olona misaina

fa nahoana kosa ho’aho ‘ty fisainanao
no manenjika ahy foana amin’izay tsy natao
averiko eto indray,averiko foana raha ilaina
fa tsy adala ny aty ,fa mba olona misaina
tsy ny tany anie no fady ,fa ny manodidina no mampiady
averiko hatrany,fa ny teninay tsy mety lany

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...