letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de indro ny famonjena - amaf

Loading...

indro ny famonjena

te-hibalika eto amintsika

hiahy ny firenena

zovy ?

zovy no tsy handre

ny teny tsara

izay manambara

fitiavan-dehibe

indro miposaka eto izao ny mazava

’lay haizim-be taloha indro fa nisava

ampy mizara izany tarany

ka isam-baravarana samy hahazo ny anjarany

jeso nanetry tena

tonga hisolo voina

sy mba ho famonjena

ireo mody tsy nanoina

ho anao no nihaviany

hisolo ny helokao

hitoetra eo aminao no iriny

ho manda aronao

fitiavan-tsy vidina

na hoe sandana vola

kanefa nandaniana

fitia tsy mety tola

ny lahitokanay aza

nataony sorona

ka ia nahoana no tsy mandray

ianao tolorana ?

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...