letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de tantara taloha - aina cook

Loading...

vao miandoha
izaho sy ianao nifankatia tokoa
izao ‘lay iray
lasa roa fa efa niova fo
ireo sangisangy,ireo hanihany ,ireo teny mamy
dia nanjary niova ho tomany

averiko ‘lay nindramiko tsy ho neniko
angamba tsy ho tsiniko

zay niainantsika roa
aza avela hifoha
ny hirako no hiraiko
hanadinoiko
‘lay natao tsy hifarana
hasambarana
iza moa no nanampo
ho tantara taloha

sarotra ny hanadino nefa mora ny mino
efa nisava ny alahelo nandalo dia efa rava
fitia tsy niserana ho feno fandeferana
hisolo toerana
hiara-hanori piainam-baovao

averiko ‘lay nindramiko tsy ho neniko
angamba tsy ho tsiniko

zay niainantsika…

ka ny tenanao manontolo ny tanana no antenaiko
hizarako hafaliana sy ho tena tiana tsy hahasaraka
fitia tsisy ahiahy no tia ahy

zay niainantsika…

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...