letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de tisy diso - agrad

Loading...

[intro]:
melancolique lotra lesy ny fianako
mampalhelo, tsy izahy an tsy ela no namorona
ny rap mampiomehy fa 18.3 !! yess

[verse1]:
ela star nalaza ray volana
any amin’iza ndray zao ela no
hitady doka de hitadi-bolana ?
we “za no tena izy fa r’agrad mpanao copie”
ao fa omeko tolana mba tsy hivovoa intsony bobby
soa fa nisy jb wild ho ho sponsoron’la
fa raha ts’izany niverina 4 amis ra tseckmah
nenah tsy dimy arivo fa aorah ny gazety hifirana
n’liven’la tsisy nijery na tsy nasina fidirana
le tao amin’ny cfm to tsy niseo xxx tsy
lltt fa llpd nareo m’tsam
nomeko départ ela fa tsy nahay n’profite
mafy ny teh hiperce de iantso ny pro anao feat
de ho ” agrad a!! ndao iara amoka 5 t-tre ”
de za “sotroy aloa ny pipiako 5 litre”
atsoy legend music apio min’ny cod bar
humm .. mbola maivana fa lisany reto mitambara
za tsy atoron’la frime, tsy m’rap ela fa miresaka
tsy mitaingina instrum’, diovy tsara ny dojo an’i dadn’i brenda
fa ho avy tsy ela ao agrad apianatra hirap an’la (aooooohhhhh)
mijery télé kely eo ty de we prof de danse
de najanona ny fianarana, tsy nalaina ny license
mievitra ny ho velona amin’ny dihy sy ny rap
nefa ny tsy fampina sakafo no natongan’ny zanany ho faty
vo zany ny patiny ohh
inoko fa tsy tantiny ohh
ra tsy faly ela de za atao minan-fatiny ohh

[pont]:
yeahh izay n’koziko teo tsisy diso fa marina ann yeahh
zay lesy no mpandresy ehh
tsy amboarina zany fa tonga de zay mihintsy

“ahhh mpanao gazety kely agrad
agrad, iza kay hoa le brenda e ?? !!!!! ”
zany ve de tsy kobonareo e ??
le sipa amin’ny jb wild ee!!
le bebe vomaso kely iny .. iny ny sponsoren’lery iny
ok, nefa izy midedaka be ,mizesta be izy we million isa-kerinandro
hono ny vola raisiny minimum haha …
nefa bakiraro ary tsy vovidiny, ny kitrony maimbo from
ok.. afaka mieno ny hirako ela fa za mbola tsy niteny mints we star an
fa ela superstar nefa ny sipa ary tsy tara .. haha
ra misy ny mpanao rap gasy tokony jeren’i pierre pedro akaiky
c-sse legend anisany .fa io rap io tsy ain’la otrin’ny anaran’i
maman’lisany sy dadan’lisany ..

[verse 2] :
vaovao mafaly ho an’ny gasy
aza mitomany intsony fa ho alaina gasy ploit hono ela
hozy pata’ny rap gasy , akombony amizay ny vava, na clash na freest
ela resiko lava, tsy afa-bela fa colonie yeahhyeahh
avereno ndray la fouine anaovany premiere partie
apanaovako hira ray ela refa misy propagande
de omeko an’la daholo ny anjara cachet an’ny bandy
amin’izay ela mba m’matr’, fa za tsy otrin’la niala -nianatra t4
za efa any janga lisany mbola any ambobao
tsy aiko ela ra nelava amin’izao
na mbola mitady seza fona ref hitsoda amin’ny bao
horrible be ny sipany e !
otrn’ny elephant, zay mpangala-tahaka fa lisany le grand
lisany le grand moa e !! ny anarany mitaingina temps
manaova matracage fa nga tsy im-polo isan-andro ndray no miova restaurant
de kiano ny tareako . ratsy io fa ny bavin’i tseck efa nidongy nopeako
p-n-s-ko no mitovy alava min’ny c-sse tsinina
manova film andreba be fa toa de lany el e !! tsy mila manao casting
izy hono jay-z , jay-z tsy ampy refy ?? kanye west ka .. kanye west
miosotra menaka graisse ?? hahaha, toa de rap be copie adala nety ela no tsy nampitovy an-tsika
de ny aàz n’la copie an’ny hiran’i sinik
aleo ny anaran’i don mba tononoko eto ihany
so alain’i gasy ploit c-sse legende ny afarany
amizay mba mitovy amiko ?? baggy-ko otrin’ny ahona no tin’la fa ho apindramiko ??
eny e !! rahs tsy nisy an’i don agrad tsy tafa fa zao ela efa afaka payeko
ho solafaka

eh ra tseck e !! efa henon’la ve le vazon’i agrad&skaiz le ho lol iny ??
thème atsik nge iny nagalarin’lerony iny e !!
rah nano copie ne zay manin ra tonga de torina any amin’ny omda ??
sady le zoky miboss ao nge otran’ny we dadatoa an-ra tseckmah e !!
efa kobon’ny olona maro less e !! tsy ny olom-bitsy tsy we zay mitsamy rery no tsy tafa
raha tsisy an’i don fa ny rap gasy mihitsy ok
manin rah miteny mintsy ho lisany no manoratra ny text anay
lisany mintsy no nampianatranay n’rap , tsy hitako ny tsy hitenenana an’izany e !!

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...