letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de kanto ianao - adeline

Loading...

kanto ianao jeso malalako

r ilay ahy tsy misy kilema

iza re no toa anao

ilay notsongaiko tao @ alina alina

eo an-tratranao no iankinako

hiampohako ny fitiavanao

ny hasambarako dia eo anilanao

fa raha lavitra anao aho dia ory fo

tiako ny feonao mamelombelona ahy

manoro sy mampianatra ahy ny idealy fitia

tiako izay momba anao,izay anao rehetra

fa ianao no mpanjakan’ny voninahitra

ny masonao toy ny lelafo

lelafom-pitiavana mandoro tokoa

zany foko ary indro resinao aho

resinao sy babonao tanteraka

iza re no toa anao

ry ilay hatsaran-tarehy

fa tena fanaperana ianao

ary haveriko eto foana fa tiako ianao

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...