letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de hifarana izao - adeline

Loading...

hifarana izao ny fiarahantsika teto

hifarana indray

ka ny veloma hifanaovana dia ho mandram-pihaona

fa tsy ho mandrakizay

ny anio no hifarana fa ny finoako ato anaty

eny faniriako hatrany

dia ny hihaonantsika rehetra

rehefa any an-danitra any

fantantro ny lalàna raha mbola eto an-tany

fa tery sy mideza

mety hisy fijaliana, ranomasom-pahoriana

nefa hoy aho hoe mahereza

tsy angano akory fa misy tena misy

ilay paradisa vaovao

nefa matokia hatrany e! tano ny finoana

mahereza ianao

veloma e!

aza malahelo foana

veloma e!

tsy ho mandrakizay fa mandram-pihaona

veloma e!

manana finoana

fa any an-danitra any isika rehetra izao

tsy maintsy bola hihaona

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...