letra de 9- 11:11 - zeon7flex
aleo izy handeha re, rehefa tsy tamana
aleo izy handeha rery f’efa tsy ho namana
rehefa tsy ianao re no tiany, rehefa hoe tsy anjara
ekeko ianao mety diso fa aleo izy hiala any
ny fotoana ho vavolombelona, ianao ho sitrana
hiposaka ny masoandro, ianao hamiratra
izaho no namanao f’ianao tsy ho very izany
mety harary ny miala, tsy aleo mifanadino ?
marary kokoa ny miharitra, tsy aleo mifanao dina
hoe izay iray mandroso, hoe izay iray mahita fifaliana dia mirary soa ho an’ny hafa ?
mety harary ny miala, tsy aleo mifanadino ?
marary kokoa ny miharitra, tsy aleo mifanao dina
hoe izay iray mandroso, hoe izay iray mahita fifaliana dia mirary soa ho an’ny hafa ?
dia izay tany, tsy hiverina, aleo ho tantara
ianao mafy, ario ny nenina, ho atao izay mahafaly
ho atao sanatria ny hiverina, hialao izay nampiady
ny lasa efa lasa hialao, ho lesona ny lasanao
naman’ny mandroso isika, izay ndray no atao dina
dia hiaraka hamisavisa an’izay ho avy ao ariana
‘ndao mba hiaraka andeha, amin’ny toerana mamy, hiova rivotra isika sy ianao
mety harary ny miala, tsy aleo mifanadino ?
marary kokoa ny miharitra, tsy aleo mifanao dina
hoe izay iray mandroso, hoе izay iray mahita fifaliana dia mirary soa ho an’ny hafa ?
mety harary ny miala, tsy aleo mifanadino ?
marary kokoa ny miharitra, tsy aleo mifanao dina
hoе izay iray mandroso, hoe izay iray mahita fifaliana dia mirary soa ho an’ny hafa ?
écrit par fandresena andrianiaina
produit par laden beatz/track recordz
©7flexmusic2024
letras aleatórias
- letra de fsssttrrrrr - lite fortunato
- letra de situation - kettie munroe
- letra de i wanna know (alesso & deniz koyu remix) - alesso
- letra de catarinth - void hollo - catarinth
- letra de the arrival of vinter - koffinmoon
- letra de спартак (spartacus) - dessar
- letra de come sinfonia - connie francis
- letra de ljudi sa meseca - eva braun
- letra de hidden talent feat. räpfaija - vilu
- letra de elements - gianni marzo