letra de 10- aleo hijanona wanna - zeon7flex
aleo hijanona ho anah irery
na dia sarotra aza ho vitako
aleo handeha ny mandeha tsisy natomboka tsy ho vita koa moa
tairo, tairo f’iaretana na marary
tsy noteneniko an’iza n’iza f’aleo hijanona ho anah irery
izaho nijanona ianao lasa tairo mandehana
ny ratra aleo hanakom-pery ny saiko mbola mandeha any fona, tsisy fiovana ny vava mbola
mahatsiaro an’azy
aleo izy andeha raha any no hitany fa hoe hahatsara an’azy
tsy hampiova inon’inona intsony ny fifonana
tsy handainga intsony aho, hitanao fa tsy foiko ho anao ny volana !
hiala tsiny faraparany aho nefa, fa tsy tateraka ilay peratra alitara sivy volana
lazao azy fa tsy fahalemena hoe ilay “tic” iny
teneno izy fa mazava noho ny masoandro hono hoe ilay tsikiny
nefa, nefa aleo hijanona ho anah rery
hafatra farany teneno azy veloma hoe r’ilay tiako iny
aleo hijanona ho anah rery
na marary aza ho afeniko, ny any anatiko manantena “i wanna hear that you still need me”
tsy hiteny intsony hoe misy fitia
fa ra sendra manina ianao raiso ho oroka ilay mélodie
aleo hijanona ho anah rery
aleo hijanona ho “memories”
na marary aza ho afeniko ny any anatiko manantena “i wanna hear that you still need me”
écrit par fandresena andrianiaina
produit par diibs royal/spartial records
©7flexmusic2024
letras aleatórias
- letra de prende - milka la mas dura
- letra de new jack city - hoodblaq
- letra de bleed 家 - no.cape
- letra de girl friend - barry brown
- letra de salmon/laks - live from melkweg, amsterdam - karpe
- letra de drive my car - deadeye dick
- letra de thingoto laisa (thi tshuwi) - glaso sa
- letra de rollercoaster ride - suitcase memory
- letra de nigga gon die (intro) - 1bloxkz
- letra de satti - micheille soifer