letra de efa nomeko - zay
fahiny aho raha nitia tsy nohenoinao
nanome ny rehetra fa nolavinao
ireny rehetra ireny tam-pitiavana
saingy ny nasetrinao fandavana
naleoko mihintsy nangina, nandao anao
nandeha nitady olon-tiana hafa vaovao
olona anankiray hiarahana
sy mba hifampizarana fitiavana
ka efa nomeko, nomeko azy ireo izay rehetra
nomeko anao t@zany
efa nomeko, nomeko koa ilay fitiavako izay
natositosikao t@izany
nomeko azy fa tsy nilainao
ankehitriny ianao mitady ahy
te hamerina indray ireo lasana
izaho anefa aty efa nanadino
efa mibanjina indray izay ho ampitso
ka efa nomeko, nomeko azy ireo izay rehetra
nomeko anao t@zany
efa nomeko, nomeko koa ilay fitiavako izay
natositosikao t@izany
nomeko azy fa tsy anjaranao
fa misy fetra ihany ny zava-drehetra
toy ilay fitiavako anao izay tsy afaka mitoetra ô!ô!ô!
fa efa nomeko azy (3) hiadananay…
ka efa nomeko, nomeko azy ireo izay rehetra
nomeko anao t@zany
efa nomeko, nomeko koa ilay fitiavako izay
natositosikao t@izany
ka efa nomeko, nomeko azy ireo izay rehetra
nomeko anao t@zany
efa nomeko, nomeko koa ilay fitiavako izay
natositosikao t@izany
nomeko azy fa tsy nilainao
tsy nilainao, tsy anjaranao!
letras aleatórias
- letra de get well soon (live) - ariana grande
- letra de aladino - gorka
- letra de neondrifting - b-train, pinkii & oni inc.
- letra de good to me - nolan pilgrim
- letra de human nature - sloan
- letra de твой первый (your first) - томми (tommi (rus))
- letra de one more night - marcos gil
- letra de new life - josh fritzy
- letra de jamais - ymir (fr)
- letra de cô đơn trên sofa - hồ ngọc hà