letra de tsangory mivadika - wada & yoongs
haaaaan
alaiko fofona (hum sasa aaan)
solution, résultat, opération
googler le cherie, xenderer l’amour
(omena ny antenne)
avadibadio (avadibadio)
avadibadio dia tsiritsirio zay vao mba validé (mba validé)
asiko galona, galona, galona, galona
galona kely dia mango ô
tsangory mivadika aleo amin’izao ô
na firy kilao ô ô ô
zakako foana e e e
tsakotsakoko eny ambony position
manako ma basy e
miara mirona, miara mi hum hum
miara mirona, miara mi hum hum
ny akoho lahy mitsoka mozika
ny akoho vavy manao danser
mi-lest
manitsaka jojo
azafady leroa
efa mizigla be ny papango ô
midina kely dia 61
4 feno sokosy e
vitesse mampiantso vonjeo ô
bolida bolida tralala
zany ny tsindrona makany mody e
mamaaaay doudousy e
tsakotsakoko eny ambony position
manako ma basy e
tsy à l’aise mintsy enao fa tsy ampy olana
ampijaliana vao raikim-pitia
matevitevenao aloha vao mati-kambo
be nofinofy karama serum
oay tezitezitra be matsikaiky e
espèce de luc hervé
tsy hoe voky avy any dia aty no handrezatra
matoa voasarika malailay e
tsangory mivadika aleo amin’izao ô
na firy kilao ô ô ô
zakako foana e e e
tsakotsakoko eny ambony position
manako ma basy e
miara mirona, miara mi hum hum
miara mirona, miara mi hum hum
ny akoho lahy mitsoka mozika
ny akoho vavy manao danser
efa légalisé oa le taoka gasy fa le an… sisa e
moly moly moly!!
trongiso amin’ny marary anazy
trongiso amin’ny marary anazy
trongisa aza mihainona (bien joué)
io horrera be iny no antsoiny hoe mon amour
normal iny no manamora ny fiainany kosa fa oay lele
pomme d’adam ray kilao nefa tia miosotrosotra make up
marikoriko ny kila oay lele (tsy mi-concombre aminao o)
orange money ny an’olona nenao voasary (sady zay mbola lositra nefa)
vao mananona kely eo ise tsy maintsy ho voasera
vangoy (an an)
tactile be cherie, tsisy code fa tonga dia ouille ah ah ah
(ouille ah ouille ah ouille ah ouille ah ouille ah)
aza mody vahiny aty an-tanin-kavana fa ho fatin’ny fahalalam-pomba e
efa hoentiny be dia manompo anazy
dia ompaompainy fa nahavita voady
dia mbola eo ihany (dein, efa misy devolim-pitiavana mintsy)
dia mbola eo ihaaaany eeee
tsy potsaka kosa hono izy raha tsy kosokosehana
fa izy hono tsy ampy ampy tosika
ozy kala le tosika kely
tsy ahazo ny tosika eto ivela fa ositra
tsangory mivadika aleo amin’izao ô
na firy kilao ô ô ô
zakako foana e e e
tsakotsakoko eny ambony position
manako ma basy e
miara mirona, miara mi hum hum
miara mirona, miara mi hum hum
ny akoho lahy mitsoka mozika
ny akoho vavy manao danser
hesohosen’i kala mandona
raha tsy mahavita ny sitrapony aza avelana e
maromaro tsy lany lainga fa mahasoa anao zany
tonga mama dia mody marary (dia)
rahampitso manao pardon
tsisy tsy vitan’ny resaka moa ko
resadresaka mahatonga dona e
kapok’ampongan’ny tsy mahay e
rehefa midoboka d’efa oui
misokatra be oa ny fe
sanatria misy fefena
fa izay te hitsofoka dia mitsofoka
mandram-pi posaka ny matingo ooo
normaly izy marary (marary e)
mila dokira
tsondromy petao tsoboro
dokotera daholo reo
tsoboro tsoboro
kendao kendao
tsondromy tsondromy
felao, sakao
tongotra sakamalao ve tandremo manitsaka e (marary rty a)
tsangory mivadika aleo amin’izao ô
na firy kilao ô ô ô
zakako foana e e e
tsakotsakoko eny ambony position
manako ma basy e
miara mirona, miara mi hum hum
miara mirona, miara mi hum hum
ny akoho lahy mitsoka mozika
ny akoho vavy manao danser
kio kio kio tandremo lah
kio kio kio tandremo lah
tentiooon
letras aleatórias
- letra de great things - worship together & citipointe worship
- letra de wii tennis - big aluminum
- letra de angels - reno mccarthy
- letra de i realize - yong tesla
- letra de cocomelon disstrack - rockymc23
- letra de you can do magic - only the poets
- letra de ram - omg angel
- letra de 3.5.7 - dizmack
- letra de my imagination - jay surge
- letra de sobre el agua - ysy a