letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de trinité - venhom

Loading...

[couplet 1]

yah

‎mbola venhom rappeur à fonds anatina sample
‎mizara fahamarinana @studio kara anaty temple
‎mitrandraka ariagna’na rima leitry anatina socle
‎na tsy real rap ty aminao fa tsy afangaro amin’ireo fopla

‎saina diso mitilina ambony fa texte terre à terre
‎fanahy mampiainga inspi mampandeha jiaby “mine firmware”
‎focus @fotoagna brada sao variagna @werawera, @balawasy
‎misy tôjo olo tsy mahazaka fantsy dia voa bahana basy

‎tsy dia misy fotoagna hoan’olo mifosa anah
‎taranaka ampanjaka, kintana ny volana août be volondöha antsöva zah mufasa

‎mahay basesa, batrelaky, salegy, kininike
‎vinantonao baba tsy nihitako tsapako tsapany tirike
‎sarotra @nah mandoto n-gga zah koa sale
‎lasa hifambalavala aketo iafarana
‎aleoko mitsinjo dia mampitombo traikefany ambony sy ambany, ny avia sy havanana
‎sady zah koa naventy t’anaty trinité

‎god

[‎refrain]

‎(oh god oh god oh god)
‎ninao io dia aza avela
‎ninao io dia aza avela
‎ny an’ olo aza irihina

‎(oh god oh god oh god)
‎efa ninao io dia aza avela
‎efa ninao io dia aza avela
‎ny an’ olo aza irihina

[‎couplet 2]

‎misy raha banga satria tsika misara-bazagna
‎misy mbola gaga rehefa mahita fomban-drazana
‎fanontaniagna raika tsy mbola misy valiny
“‎magnino tsy mba tsika gasy no masina an-taniny”

‎zao tontolo andro anaty dark
‎dia isaka alina nuit blanche
‎nisarahany fisitahany fo tsika fa tsy ny distance

‎miaina aketo an-tany mila cardio mila endurance
‎fa kö mbola misy ny amaraigna haiko fa mbola misy chance

‎avy miaigna zah mierigna maty
‎avy mitomany dia mierigna miady
‎volamena azo kö mangady
‎efa haiko aby zany
‎efa haiko aby zany fa … (fa ah ah ah ahh)

‎magnino lasa vola mikoragna
‎zah nefa tia hiresaka volana, kintana an-danitra misy ha-milliard

‎antsika tsy vatana fa fanahy
‘‎zay nandalovana nanamafy saina dia zany naha-mafy anah

‎fo tsy ambelako hototitra ny asa-löha
‎ninah ninao io tohizo lalana sy ny asanao

‎indraindraika diso magnano fiainana olombelona loatra zah éléissone kyrié
‎fa aza magnahy anao mama jamais zah hanadino oe nitaizana sy naventy t’anaty trinité ( god)

[‎refrain]

‎(oh god oh god oh god)
‎ninao io dia aza avela
‎ninao io dia aza avela
‎ny an’ olo aza irihina

‎(oh god oh god oh god)
‎efa ninao io dia aza avela
‎efa ninao io dia aza avela
‎ny an’ olo aza irihina
[outro]

ny an’ olo aza irihina

zao tontolo andro anaty dark
dia isaka alina nuit blanche
‎nisarahany fisitahany fo tsika fa tsy ny distance

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...