letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de nofinofy - venhom

Loading...

[intro: martin luther king]

i still have a dream
i have a dream
that one day this nation will rise up
live out the true meaning of its creed:
“we hold these truths to be self-evident
that all men are created equal.”

i have a dream

[couplet 1: venhom]

tia-tia hoanisany mba mi-fly
tsy mipetra-poagna fa pilote
‎hafaliagnako @zay
‎mitondra olo miapita côte

‎na anaty voron-damba be
‎sarebareba blouse blanche
‎tsy midongy ho s-xy doc
‎fa ‘lay mpahita antidote

‎tagniniako koa anefa
‎nanabe mba lasa prof
‎mampazoto mpianatra miala fingintriana anaty bloc

‎na oe mpagnano politika
‎dia mampiatra ny droit de vote
‎mamerina @lafony tsara ny vokany ‘lay démos kratos

‎tokony mpikaroka zah zay
‎mpikaroka @lafony historique
‎mitetitеty tany jiaby magneragna ny afrika
‎hafantarana akeza marina andehanana dia mba nitady fika
‎hanorеnana, hagnerenana ny tena tantaran-tsika

‎na mety oe lasa pra
‎pra alavitra polémique
‎tanjona miaro vahoaka fa tsy ny mpagnagno politika

‎dia na dahalo zah zay nilamina, yeah
‎nangalatra @dembal
‎dia nizaraigna aby zegny tsy manana yeah

‎[pre-refrain: venhom]
‎crise, tanana ty efa crise
‎na ialana nofinofy misy
‎na efa io izy, mbola misy afaka ataonao sy zaho
afaka ataontsika roa eh

[‎refrain: venhom]

‎na dia dezaka ny lalana ah
‎samby misy adidy sy anjara
‎afakafaka anao tsy nijery
‎niezakazaka alöha dia tsy nierigny

‎nantenaina mba honamana
‎fa tsy nizara hafaliagna
‎manarakaraka akao anie ny nenigny
‎kö mbola afaka atao-atao dia miverena

[‎couplet 2: venhom]

‎lalan’olo mizara kofa miova adresy
‎na mpiray tampo
‎mpiray tanindrazana mifanavaka
‎@resaka loko na volon-doha

‎@resaka farim-piainana, samby tsy misy tia @place faharoa
‎dia mifamotika mifamely kö misy tady handehandeha aloha

‎na dia alöha, na tsara place ery rah tonton
‎kö tsisy resaka intérêt nen’azy d’ efa tsy dia iasagna löha

‎nofinofiko anaty zany tsy miova place tsy miova époque
‎mbola ho-rappeur mampikifa an’lay hip hop
[‎refrain: venhom]

‎na dia dezaka ny lalana ah
‎samby misy adidy sy anjara
‎afakafaka anao tsy nijery
‎niezakazaka alöha dia tsy nierigny

‎nantenaina mba honamana
‎fa tsy nizara hafaliagna
‎manarakaraka akao anie ny nenigny
‎kö mbola afaka atao-atao dia miverena

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...