letra de intro - venhom
[couplet 1]
simba zah mpanjaka ny jungle
simbazah feno égo nefa humble
simba zah kara rebely congolais ny année 60
simba kara tanindrazako tsy mety tafiakatra pente
simba kara toe-tsaina n’olo avahizo
simba kara namako t’à tamatave maty voa tsatoka kiso
simba zah liona kara shaka zulu
simba nisy fotoana kara joyce mena dia mbola mavita mijoro
tsy mba naman’olo tia magnano coup bas
tsy mba miala olo manana combat…
…matotra, miaritra mafy, leader no tsara arahina
tamaga ipoirany masöva fa fanombohako fara-fiangana
tady hovery anaty dédale indraindraika lalana tsy hita
fa manana zanahary na afaka 40 taona voa hotafita
tsy maintsy tafita, satria efa zany voasoratra
isanandro miady @fiainana fa fahafatesana tsy mampatahotra
mamba zah mibata 24 alias kobe
talentako lalina sy midadasika mialà thalassophobie
coeur de pirate karany luffy sady misy coeur à la fête
toujours lucide toujours calme anaty tempête
na dia lehibe tanaty technologie ny bandy
fa sady lehibe tanaty tafasiry sy angano
finaritry akory @nareo agny da aminareo agny akory aby
itoa e zafinao iababe angataky fafi-rano
(… kabary fafi-rano…)
letras aleatórias
- letra de black women (all i need) - zane smith music
- letra de kola za klenbou - umbrtka
- letra de wine - omenxiii
- letra de where or when - dick haymes
- letra de alza la bandiera - jimmy ingrassia
- letra de come thru - cgb
- letra de torch - cflynna
- letra de your eyes - harbours
- letra de 놓지 않을게 - 마마무
- letra de non si ferma - capo plaza