letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de boîte noire - venhom

Loading...

[couplet 1]

t@ life zah tokony nalefa camp rap
‎tsy lany encre tsy lany bala satria @clavier mi-frappe
‎gen z atahorako diso tsy maka lagy
‎trop de chill tue le chill lasa be monkon-doha nefa tsy ampy lako

‎feno contradiction, heureus-m-nt tsy iaran-dalana kara an-dafy mada
‎manjary feno contravention

‎légalise migny anie aketo
‎manomeza kely fogna dia kö misy ketrika avy dinihina iny tonga dia reketo

‎lasa akeza fahazazana nidôla papango
‎fijerevena publicité mamango
‎fiondanana hiphop en boucle, magnano pataloha brotsaka
the tantsinagna reprezenty jupa/bango

‎zao nirokatiny techno
‎mamay fa mora mibontsina kara batt tecno
‎zah tsy tia ho difotra n’io na dia anaty tech, no !
‎couronne zany kö nisy tsy efa ni-bataiko non !?

‎fa m’en balec mo-
-rale fogna tiako alefa anaty texte
‎ery mpi-ral fogna mifametaka lasa inceste
‎anaty tegnako fogna zah mba tia mi-investe
‎hofaty seul anaty cercueil donc f-ck le reste

‎afaka zato sy arivo taona samby ho-absent
‎boite noir album-ko après crash ny avion
‎nanaovako rap kara mbola tsy nihotra ny 4 ans
‎tagniniako tsy haka retraite na dia efa à 40 ans

‎zah mi s’inspire @meilleur
‎mi-respire bonheur
‎tsisy les opposés s’attirent
‎rano ilainy dia lanitra mi-arrose an’lay fleur
‎aina tokagna tsy dia ananam-piry

‎rima gasy-fr-ricain zah somary multi-lingue
‎animal totem: liona na koa oe bengy
kö ‎tonga pic zah mety hijotso kara seringue
‎kö voa pic mety angovitra oh là c’est dingue

‎entre chaque titre zah mi-patrouille
‎lasa tia mi- fouine any anaty rohy
‎lasa mpandinika mba atoroy
‎rima zah mi-ghets ambatoroka
‎rap-nao adaboka fa nenay no adoboy

‎chik chik ah
oh leté … kickage
tsara asiagna refrain kely let’s go
‎‎
‎[refrain]

‎stand up, f’efa lera mila mitady money
‎mila minana mila mi-kifa life
na dia ‎kara tsy jolie
‎ankafizo migny tairo ataovy ambony
‎’lay morale ‘nao levaly eh

‎stand up, f’efa lera mila mitady money
‎mila minana mila mi-legalize
sady ‎kara jolie
‎ankafizo migny tairo ataovy ambony
‎’lay morale ‘nao levaly eh

‎[outro]

stand up fa efa lera
lera lera le-le-le-le ler…

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...