
letra de mahazo tsirony - tsota
aieyii …aieyaa…aieyii..
ny olombelona oa samy misy maso
fa vao ny anao no mijery anah tonga dia misy raha
ny olombelona oa samy manan-tanana
fa vao ny anao no mikasika ahy tonga dia misy raha
‘lay foko feno fankahalana
mahagaga fa aminao aho tamana
na ràrana , na adalana …
tsy anjaran’ny hafa no mitsara antsika roa
aya ya ya ya
anah ianao fa tsy anay a !
nefa ny mamanao mbola miahiahy
kanefa anie le love tena mamay a
tena mbola mahazo tsirony e !
na dia efa saika adinony ah’ a
hafa ihany ilay fihininy e ! 2x
lasa maivamaivana ‘lay fiainana
ny anarako efa impiry nolotona
teo imasonao sy ny manodidina a
ka mino aho fa hainao na tsy mifona
fa be ireo manao lohan’angidina
na any ianao na any ianao …anah
na sarotra aza ilay fihaonana
ny mpitsiriritra anao koa be ny havia sy havanana
tonga dia borikeo, kôzio zareo hoe aleo mpinamana
aivamaivana ‘lay fiainana
letras aleatórias
- letra de touch my evil - lydia lunch
- letra de cigars - oc/dc
- letra de roma, madre ultima - deo soli invicto
- letra de somos objetivos - josé daniel martínez
- letra de signs - single mothers
- letra de take off - the dark sail
- letra de lluvia - menudo
- letra de espelho - sanat
- letra de games - juli strawbridge
- letra de i am a winner - jekalyn carr