letra de vanona - tovo j'hay
tia anao ny foko izao
toy ny fonao tia ahy
ao an-tratrantsika ao
ny hasambarana voatahy
tia anao ny foko izao
toy ny fonao tia ahy
ao an-tratrantsika ao
ny hasambarana voatahy
firy moa no te-handrava
ny fitiavantsika roa
fa miala maina lava
sady menatra avokoa
miorina sy tsara fototra
amintsika ny ho avy
vanona ka tsy ho tototra
amin’izay mpiaviavy
firy moa no te-handrava
ny fitiavantsika roa
fa miala maina lava
sady menatra avokoa
firy moa no te-handrava
ny fitiavantsika roa
fa miala maina lava
sady menatra avokoa
miorina sy tsara fototra
amintsika ny ho avy
vanona ka tsy ho tototra
amin’izay mpiaviavy
firy moa no te-handrava
ny fitiavantsika roa
fa miala maina lava
sady menatra avokoa
tia anao ny foko izao
toy ny fonao tia ahy
ao an-tratrantsika ao
ny hasambarana voatahy
letras aleatórias
- letra de morena - cave (br)
- letra de orações - veigh
- letra de toxic - bradyy
- letra de froot loops - alexis saucedo
- letra de winx club - abor & tynna
- letra de 111 run away - ily loncey
- letra de barreiras - double v
- letra de it's a mad world, baby - grade 2
- letra de castle - kloantel
- letra de that funny feeling - josh rabenold