letra de human - stoika thug
refrain :
tato ho ato tsy miresaka hafa tsy alahelo ny asa soratro
loza loatra ny olombelona
tsy haiko intsony hoe inona no mety hampitony ny asosorako
handray basy ve sa penina
vahaolana ve ny valifaty?
inona no mety ho tombony raha hifamaly ratsy
tsy misy ankoatry ny hoe olana miampy
nefa lazainy resy raha ilefitra lava eo mantsy
couplet 1:
tsy nisarotava aho, ny tompo mahalala
ny hafanana tato am-poko indrisy fa toa nivadika ho mam-n-la
ka aleo hialàna
mandeha ny fotoana ny fifandraisan-tsika tsy mety hihatsara
tapaka ny tady rehefa ela nitambesarana
zao izaho no mandoha ny sarany
tantara ohatr’ireny mora kobo ny farany
loza loatra ny olombelona
tsy tadidiko raha efa nanao toy izany ko izaho tamin’ny lasa raha any atao ihany no miverina
niezaka aho tsy handiso tsipelina saingy ny tsara tsy niverina
refrain :
tato ho ato tsy miresaka hafa tsy alahelo ny asa soratro
loza loatra ny olombelona
tsy haiko intsony hoe inona no mety hampitony ny asosorako
handray basy ve sa penina
vahaolana ve ny valifaty?
inona no mety ho tombony raha hifamaly ratsy
tsy misy ankoatry ny hoe olana miampy
nefa lazainy resy raha ilefitra lava eo mantsy
couplet 2:
raha mifanakaiky loatra mifanapoizina
mitovy rеhefa samy olombelona iny efa nampoiziko ihany
miloloha lanitra lеna, solafaka raha mandia tany
mahita an’ialahy miakatra, fianakams izy fa tsy voatery ho faly
sao voatsatok’antsy ny lamosina asio maso ihany any aoriana any
androany, irery aho mijery sary
be ny tsy voateny omaly
saingy izaho tsy afaky ny hiverina any
mandinika ny masoandro mody aho eto sady mitsabo an’izay marary
uh
sitran’anamalaho ny sery
maina ho azy eny ny fery
manomboka eto ny mamaky ny tonelina onjohonjoko samy irery
feno halozana ny olombelona averiko ombieny
refrain :
tato ho ato tsy miresaka hafa tsy alahelo ny asa soratro
loza loatra ny olombelona
tsy haiko intsony hoe inona no mety hampitony ny asosorako
handray basy ve sa penina
vahaolana ve ny valifaty?
inona no mety ho tombony raha hifamaly ratsy
tsy misy ankoatry ny hoe olana miampy
nefa lazainy resy raha ilefitra lava eo mantsy
letras aleatórias
- letra de millennium - lil diamond iii
- letra de i'm back - hoshie star
- letra de hurlers march - the wolfe tones
- letra de доm - tiaza
- letra de tundra - migsly
- letra de tony navaja - tony touch
- letra de mishehu shomea oti - מישהו שומע אותי - shae/anti - שאיי
- letra de zapierdala melon - kaz bałagane
- letra de last attempt - chill hnly
- letra de drown - xdinary heroes