letra de city - spvce chen
[chorus – spvce chen & kresnik]
manana io
tairo mba midira, b-tch
dans la city izahay mandeha mi-rode
zay sous codé, zay mila peace
tsy mila apis
anaty aizina mamirapiratra
manantanona raha mila kiff
manantona f’aty ‘lay keys
manana io
tairo mba midira, b-tch
dans la city izahay mandeha mi-rode
zay sous codé, zay mila peace
tsy mila apis
anaty aizina mamirapiratra
manantanona raha mila kiff
manantona f’aty ‘lay keys
en fire ny clope, yeah
occupé zah mi-roll
anaty city, no rules
lasa parano
zatra lasa toxico
b-tches, zaranao
ahoana ny asambaranao
tairo mba tantarao ahy
omeko advice ana psycho
dr kres, io mamay
ilay miady rery anaty cachot
tsy tafavoaka io, no way
[verse 1 – spvce chen]
za mi-ride any amin’ny sisin-tany
b-tch mi-insiste
gang-nay tsy rototra amin’i sist’
feno anay ny piste
une fois mi-pop, dia ny équipe anay no pisté-ny
fa ny gang mila kichta
tsy ni-cala anah ny gonz tamin’izaho mbola tsy artiste
izao zah mbola tsy artiste
mahagaga fa ny apis-ny ary tonga aty misisika
f-ck ny pyramide sy izay eny an-tapony
fa izay eny ambany mbola manisa moula
fa milalao vola mba ahazoana fafiny
f-ck ny ekipany f’izay tsy hifangaro aminy
miseo ho tafita nefa eo tsisy haka anazy
reo sy ny ekipany, tonga de akarapoko
[verse 2 – kresnik]
anaty rap tsy afaka anaovana versus
deux minutes sept izao ny versеt
mijery dia mba manara ny cursus
fa zah mi-rap mintsy sao dia very ise
b-tchеs manaraka ho azy
kiffeny elah rehefa be sauce
izay no mahatonga anah tsy mba lavo
sady mi-fufu nefa mitady ny pesos
chromatique na dia flou
lsd mibahana ato an-doha
feno foana ny ato anaty bagage
zay ny nofinofinay eto aloha
smokey ny anah mila miova
somary leo be an’ilay news
kichta iany ny ahy dia vody
satria h-rny de mila nudes
[chorus]
manana io
tairo mba midira, b-tch
dans la city izahay mandeha mi-rode
zay sous codé, zay mila peace
tsy mila apis
anaty aizina mamirapiratra
manantanona raha mila kiff
manantona f’aty ‘lay keys
manana io
tairo mba midira, b-tch
dans la city izahay mandeha mi-rode
zay sous codé, zay mila peace
tsy mila apis
anaty aizina mamirapiratra
manantanona raha mila kiff
manantona f’aty ‘lay keys
en fire ny clope, yeah
occupé zah mi-roll
anaty city, no rules
lasa parano
zatra lasa toxico
b-tches, zaranao
ahoana ny asambaranao
tairo mba tantarao ahy
omeko advice ana psycho
dr kres, io mamay
ilay miady rery anaty cachot
tsy tafavoaka io, no way
letras aleatórias
- letra de money everywhere - pvscale
- letra de idk - cometesh
- letra de lève les yeux - bekar
- letra de not now - annabel lee
- letra de diệu kỳ việt nam - bích phương
- letra de ciągle smutny - mlody chary
- letra de don't lie to me - thato saul
- letra de life in fiction - rumi zy
- letra de first time loving - daeclan
- letra de light as a stone - ylja