![letras.top](https://letras.top/files/logo.png)
letra de blocka - spvce chen
[couplet 1 – spvce chen]
efa misy guetteurs eny ambany bat’
fa ireo tsisy hazaka anay raha mba mibata
fuego sy hamishi anie no anaty daba
ny game tsisy anay, ataonay mitapy
fa tsisy maharesy
efa lasa mpankafy ny mpanenjika
firy ny mc natao nifanesy
izay mivoaka frappes ohatran’i mahrez
miseo ho gang izay rehetra mivoaka eo
f’atao miala satroka izay rehetra mihaino anay
efa ampy ny tambazaotra
fa ny pochenay indray zao no fenonay
hafa mintsy aho vao manao drill
efa iaraha-malala oe iza no “copie”
vao milatsaka aho kobon’ny kil
ireo toa mitovy daholo ohatran’ny sosies
wow
tairo souseo
vao milatsaka be no mi-suicide
ity ilay peuf’ mbola anaty sachet
feno anay ny north hatrany amin’ny southside
tairo
tairo souseo
vao milatsaka be no mi-suicide
ity ilay peuf’ mbola anaty sachet
feno anay ny north hatrany amin’ny southside
tairo
[refrain]
blocka, b-tch
milatsaka aho, mirehatra ny cabine
mazaka kiana
eto ve misy mahazaka antsika?
tonga de shoot, tsika tsy dia bе tatasika
fuego, hamishi
fa izay tsy izy ampakao sisiny
[couplet 2 – zawa]
je suis dans le bat’, pété sous euphon
lе vice était caché entre ses pieds
gérant du cartel, comme zé pequeno
comme zé pequeno
ils étaient pas là quand j’étais en bas en train de saigner
j’étais en train de saigner
je garde mes distances, j’suis dans la mélo de l’âme
si on se fait la mala c’est qu’on a des milliers
des milliers de dollars en billets
hey
c’est que de la frappe que tu sens les pieds
que celui qui n’a jamais péché, vienne me lancer la première pierre
quand la substance se mélange au miel
nos matières grises en enfume
autrement il n’en restera rien
autrement il n’en restera rien
nos matières grises en enfume
autrement il n’en restera rien
[refrain]
blocka, b-tch
milatsaka aho, mirehatra ny cabine
mazaka kiana
eto ve misy mahazaka antsika?
tonga de shoot, tsika tsy dia be tatasika
fuego, hamishi
fa izay tsy izy ampakao sisiny
blocka, b-tch
milatsaka aho, mirehatra ny cabine
zay
mazaka kiana
eto ve misy mahazaka antsika?
fume
tonga de shoot, tsika tsy dia be tatasika
fuego, hamishi
fa izay tsy izy ampakao sisiny
letras aleatórias
- letra de menneskesøn - stig rossen
- letra de 비스듬히 걸쳐 over sideways - dok2
- letra de estás ahí - gilberto santa rosa
- letra de gata rebola - bllk gang
- letra de bogota - chagall
- letra de getaway car (acoustic) - lea michele
- letra de la vie est belle - la belle vie
- letra de move b***h - album version (edited) - disturbing tha peace
- letra de домой (to the home) - тимати (timati)
- letra de come mai - dari mc