letra de darafify - ratsilahy & fab's brownz
tongasoa ato ambovo biatch !
wouw ! b-tch !
[refrain]
navy darafify
n-gga andana mifify
kô tsy te ampoaka nify
fahavalonao za tsy ho faha-sivy
n-gga andana mifify, hoalaiko fôrôcho izy koa fa matity
kô troberiko? anao io matify
navy darafify
[couplet 1]
antsoy aho hoe darafify
tsy ampianarin’ialahy moraingy, izaho f-gnorolahy
ratsilahy biby hafa mihitsy
izaho tsy boto, izaho tsy gang, fa mahala ny ain’ialahy
mipetaka ny low kick avia sy havanana, mitolefika ny adva
tsy miala amin’ny egotrip satria izay no manavànana an’i ratsilahy
mbola [?] salanitry
flow-na mandratra, maranitry
izhao izao validén’ny maboto jiaby
izao mahiagna kara pity-danitry
izaho mavesan-danja karan’ i trimobe
f-gnorolahy karan’ i darafify
ammin’ny début d’année izaho hamoaka ep
dia bobaka no hikozy hoe izaho biby hafa mihitsy
miravaka medaly volamena
mila feat ialahy ? tairo vola omena
mila amboara, mila fandresena
ya izaho mahatoky tena, izaho mahazera an’i tena
ambanin’ny faladia iry tazy
mihaiky ny mpankafy heo izay ataoko dia rombotra
ny rap gasy ataoko sodomie
hoy izy hoe vas-y fa ho zairina izay rovitra
iza no ilaza an’ialahy fa andrarezina
mbola tsy niova, izaho ihany no mpandresy
tsy izy ialahy, ataon’ny bandy fiomehezana
sady tsy iamahaka ialahy no tsy ikotofetsy
vavaka [?] eny amin’ny faratampony no misy anahy ny amboara alaiko an-keriny
raha tsy misy sampona, ny game ho tampona na ny amboara aty ambovo no aterina
[refrain]
navy darafify
n-gga andana mifify
kô tsy te ampoaka nify
fahavalonao za tsy ho faha-sivy
n-gga andana mifify, hoalaiko fôrôcho izy koa fa matity
kô troberiko ? anao io matify
navy darafify
[pont x4]
dara ouueeeee dara
dara ooooooh
dara
[couplet 2]
kara sheitwan za midégaine
agnaty ring za mi-dégat
jaolahy brownzey tsy mi-déguise
tsara vision kara dembouze
tsisy débat
nameko ecstasy izy bôkô ni-baiser-ko
simbaiko ny p-ssy-ny dia midégage izy
simbaiko ny p-ssy-ny dia midégage izy
izaho f-cked up
agnaty hip-hop, efa mihoam-pampana
antsovy hoe papanao
zaho mandaka anao
tompon-daka, izay navy eo bonatako
jiaby miramparampa, izaho manjaka
izaho mandidy sy manapaka
feno b-tch mipalapala agnaty lapa
za mañataka, ianao mangataka ny hinono latako
midanakà eo, fa ianao tsy fantako
agnaty lean, izaho hors ligne na morning na night
ho doria
dory dory light
inspi’nakà mainty
anao mitady fight?
tsy quoi nata hifamono faty
darafify izaho fa tsy tupac
p-ssy an’i b-tch-nao efa nosimbaiko
tsy kick fa moraingy tsy mila gant
godd-mn, f-gnorolahy aza kahiana hoe gang
roa sengondra amiako anao
izaho tsy leonao n-gga ndre zaho tsy mahaleo tegnako hatramin’izao
[refrain]
navy darafify
n-gga andana mifify
kô tsy te ampoaka nify
fahavalonao za tsy ho faha-sivy
n-gga andana mifify, hoalaiko fôrôcho izy koa fa matity
kô troberiko ? anao io matify
navy darafify
[pont x4]
dara ouueeeee dara
dara ooooooh
dara
letras aleatórias
- letra de waverunners - dopesmoothies
- letra de try me (dej loaf remix) - john bay
- letra de aquí és nadal i estic content - la pegatina
- letra de get it - saucy santana
- letra de naquela mesa - sérgio bittencourt
- letra de style liga session - dynamite deluxe
- letra de jean-pierre - jean-pierre
- letra de on my way - why don't we
- letra de wolf - adnan wst
- letra de start all over - kevin mccall