letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de zafimbelo mimi - nony mouv

Loading...

[intro]
zafimbelo mimi any ianao izay
aza hadinoina aho mandrakizay

[verse 1]
tsaroiko tsika miaraka mitanin’andro
dia miara-matory koa rehefa hariva ny andro iray
nifaly aho fa nampifalianao
maro ireo naneho fa ny anao no tena nilay(nilay)
ianao ity nody mandry tsy hipody

[chorus]
zafimbelo mimi any ianao izay
aza hadinoina aho mandrakizay
malahelo any aho rehefa tsy hitako,tsy hitako ianao
malahelo any aho nefa moa tsy hitako,tsy hitako ny hatao

[verse 2]
tsotra ianao dia tadidiko ihany
na d’efa lasa ireo ora mamy hatrizay
aleo ny mpijery hihomehy antsika
tsy hainy mantsy ny tsara vita niainanay(anay)
ianao tsy sasa-miandry
mitsena ahy rehefa mody
ianao ity nody mandry tsy hipody

[chorus]
zafimbelo mimi any ianao izay
aza hadinoina aho mandrakizay
malahelo any aho rehefa tsy hitako,tsy hitako ianao
malahelo any aho nefa moa tsy hitako,tsy hitako ny hatao

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...