letra de mpisaro-tava - nony mouv
[verse 1:comic]
indray hariva
nangovitra ny tenako f’irery ety an’ala amin’ity alina mikija
fa iza ary iny zoky iny toa misaro-tava
sady nandetika ahy ety amin’ny tsisy mpahita(huh!)
tena loza
nanao lalam-poza aho vao nahita an’ilay mpisaro-tava mirovirovy antsy
izay vao ho faty
ny anarany nanontaniako mafy hoe iza?
dia hozy izy hoe:”ramouv”
nanantonany aho
‘zaho moa to’ dia nilefa
hanakory ary aho
raha tratrany eto anefa
alefa ratongotra,andao handositra leretsy
malakisa tsika sao hataony tsaky katilesy amin’ity mesany
omeko sanatria ny fahafatesana
jereo ilay elanelana tsy tratrany aho
‘zaho no mafy
satria ‘zaho no patany a!
ny elanelanay iray kilometatra raha horefesina
{deep breath}
aiss!!efa tsisy olana intsony
efa lavidavitr’azy aho io
uh!ahhh!
[verse 2:nony mouv]
tratra ialaha
maty ialaha androany
‘zaho tsy mihanihany
izany ny antsy lava lela hanimba an’ity hatsarany
avy hatrany dia simbaiko mba hipiritsika ny rà-ny
ny hamono an’laha ‘loha izao no ato an-tsaiko
firafiraiko tsy ho naman’ny tany
dia mba atsaharo ilay fanontaniana
sa ‘laha tena mila
miaramila,tsisy hanavotra eto fa mangina
irariana mba hangina ialaha miseho mahery
tsaratsara raha asiana firafira eo amin’ny lohany amin’ny tendany amizay ‘mehezana ‘lay henjana fa nitsahatra niteny
{k!lling in a terrible way}
letras aleatórias
- letra de ball and chain blues - peg leg howell & jim hill
- letra de scottsdale - lil shuttle
- letra de je suis un conare - mc donassiette
- letra de empty house (stripped) - alyssa joseph
- letra de che ne sai della gang - ted bee
- letra de willkommen - sarhad
- letra de confused - pabz
- letra de что такое счастье (remix) (chts) - big black boots
- letra de je danse (version longue) - jenifer
- letra de out of my mind - maisy kay