letra de mifoha - nony mouv
[intro]
grrrrum,grrhum!!
ahoana re izany e?
aleo tonga dia petahako
[verse 1]
(yeah)nirava nianatra ny ankizy rehetra rehetra
notsenaina tamin’ny fiara izay nibotsina poketra
manan-katao ilay manana ny etsetra etsetra
tsy niakatra tao izay nahantra fa mba naniry ny hitoetra
dia nianatra mafy mba hampitombo ny an-tanana tsy ampy
kanefa tsy tafa satria izay nivoaka avy ao dia tsy an’asa
voahilika ny madinika fa ny deba no tafita
malagasy miray hina ô!izany ilay tantarantsika
[verse 2]
mahonena isika hatao ahoana e?
ilay fahaleovantena tsy hita fika fa misaona e!
foana e!fahoriana fijaliana foana e!
firaisan-kina aza avela ho dilan’ny fotoana e!f’amboleo
ataovy an-tsaina isika fady leo
fahantrana efa azonao
fijaliana efa ady ireo
k’adonao,hidofotra hanjavona
tanora ô!aza miafina,mifohaza ho an’ny firenena f’ianareo no ho aviny
[chorus]
fandrosoana mila imasoana ny fahasahiana mbola somary anesorana fahatahorana
izay ilay fahatanorana efa misy fahavononana
saingy indro kely mbola tsy ampy fahamatorana
[verse 3]
hafatra ho an’ny tanora
mila miezaka mifoha satria ilay fiainana tsy mora
takio ny zo f’aza avela ho difin’ny ora
anakanjaf ampio izahay f’aza dia atao hoe matahora
[outro]
eh!tsy nandray taratasy any aho nanao an’io
(haha!)
(yeah)
letras aleatórias
- letra de december - lp rambo
- letra de like goku - wes blanco
- letra de passionately lifeless - angel mane
- letra de феникс раздаёт пиздов (phoenix gives a fuck) - lida
- letra de bc b - bc (ita)
- letra de your loving gift - johnny cash
- letra de routine - gimmemar
- letra de death spree - armand sauvage
- letra de low - abiding society - parricide
- letra de greed - tystnaden